Teny iditra (1/4) | 1 manolaka |
Fototeny | 2 tolaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana 5 Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray 6 Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 13 manolaka |
Fototeny | 14 tolaka |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Enti-milaza olona manoto vintana [1.1] |
Teny iditra (3/4) | 17 manôlaka |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 manary zaza [Bezanozano]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 20 manolaka |
Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
22 mamosavy [Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 23 lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka, lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |