Teny iditra manolaky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] mamoaka ny omby avy ao am-bala ihany, kanefa tsy iandrasana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manolaky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] manosika, maharevo (fitiavana) [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] manosika
¶ mampirisika
¶ maka vehivavy ankeriny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañolaky (holaky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mianjera [Rakotosaona 1972]

Teny iditra manolaky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mandronjona [Rakotosaona 1972]

2010/05/06