Teny iditra (1/4) | 1 manolaky |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
mamoaka ny omby avy ao am-bala ihany, kanefa tsy iandrasana |
Teny iditra (2/4) | 4 manolaky |
Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Taimoro]
manosika, maharevo (fitiavana) 7 [1.78] [Taisaka] manosika mampirisika maka vehivavy ankeriny |
Teny iditra (3/4) | 8 mañolaky |
Fototeny | 9 holaky |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Taisaka]
mianjera |
Teny iditra (4/4) | 12 manolaky |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Taisaka]
mandronjona |
Fivaditsoratra | 15 lakamoin, lamokany, manokila, mañolaky, manolaky, manolika, miloakan, nalamiko, nikaloam, nilamoka, nolakaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |