Teny iditra manolika (olika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mahatonga mivilivily, misafelipelika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as manolaka, and also to twist silk on a reel [Richardson 1885]
Famaritana frantsay rendre sinueux, détourner, mettre en zigzag, en spirale [Abinal 1888]
Famaritana frantsay chantourner [SLP 1986]
Endriteny 
manolika
nanolika
hanolika
manoleha
Teny mitovy hevitra manolaka ~ manolikolika

Nohavaozina tamin' ny 2016/05/20