|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manoloana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to put one's self in front of another yet face to face.
5  [1.7] to be in face of, to be in front of
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être devant, en face de
Ohatra  7  [2.470] Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy;
8  [2.472] Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika.
Fototeny  9  oloana
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  manoloàna
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manoloana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]
Fototeny  18  oloana

Fivaditsoratra  19  amolonana, anoloanam, manao lona, manoloàna, manoloana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/22