Teny iditra (1/2) | 1 manolotra |
Fototeny | 2 tolotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to run along the border of water or the coast, to be contiguous. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 manolotra |
Fototeny | 15 tolotra |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |