Teny iditra | manolotsolotra (tsolotsolotra (tsolotra)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandroso dia manemotra zavatra na ny tanana toy ny bibilava manatranga dia misintona ny lelany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | manatsolotsolotra | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |