Teny iditra | 1 manombotomboka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
miampanga lainga 4 [1.78] [Sihanaka] mandainga 5 [1.1] Miampanga olona amin' ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika |
Fototeny | 6 tombotomboka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |