Teny iditra | 1 manome |
Fototeny | 2 ome |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
[mañome] manome 5 [1.1] Mahafoy: Manome vola ny mahantra Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2, 1.7] to give 7 [1.2] to present |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8, 1.13] donner 9 [1.13] offrir, céder |
Ohatra |
10 "Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara. [2.293] 11 Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy. [2.324] 12 Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria! [2.470] 13 Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy. [2.470] 14 - manome toky anao aho! [2.471] 15 Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny manome io |
Fivaditsoratra | 46 mameno, mamoñe, manemo, manome |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |