Teny iditra manome fo
Singan-teny manome ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampirisika ary manao izay hampahatezitra; mambosy, mamporisika, mitarika, mamoky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To excite to anger, to incite to evil, to instigate. Generally in reference to incitement to evil deeds. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07