Teny iditra | 1 manome toky |
Singan-teny | 2 manome, toky |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manambara fa hanatanteraka izay ilaina sy tadiavina aminy na sarotra izany na mora; mametra-teny 5 [1.13] mampanantena |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to reassure, to promise |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8, 1.13] promettre 8 [1.8] rassurer |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |