Teny iditra manome tsifoifoy (ome, tsy, foy)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manome zavatra olona, nefa tsy mahafoy azy tanteraka ka mampamerina azy indray (hoy ny fitenin' ny ankizy hoe: manome tsifoifoy miteraka bibilava [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31