|
|
|
|

Teny iditra1  manome tsifoifoy
Singan-teny  2  manome, tsy, foifoy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] manome zavatra olona, nefa tsy mahafoy azy tanteraka ka mampamerina azy indray (hoy ny fitenin' ny ankizy hoe: manome tsifoifoy miteraka bibilava

Fivaditsoratra  5  manome tsifoifoy, manome tsy foifoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21