Teny iditra | 1 manomoka |
Fototeny | 2 homoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitsako nefa tsy misy na inona na inona tsakoina ary mikombona ny vava |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#277] to hold something in the mouth witout swallowing it |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 manomokomoka |
Fivaditsoratra | 10 mamokona, manomoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |