Teny iditra manona (ona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To strike. Used of the wind striking the water, or the water beating against a canoe, etc. (prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manona
Ny lasa : nanona
Ny hoavy : hanona
Tovy hevitra manonana

Teny iditra mañoña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manoroka [1.78]

Teny iditra manoña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mitafy, miakanjo [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05