|
|
|
|

Teny iditra1  manonaka
Fototeny  2  honaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mianjera noho ny havizanana na ny hatavezana; miforetaka tsy afa-mandeha noho ny taviny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  manakona, manakòna, manankoa, manokana, manokàna, manonaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05