|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manonga
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] miakatra
4  [1.1] [Provincial] (fitenim-paritra) miakatra
5  [1.13] misonga, mitombo, miakatra, miakatra hatrany
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] croître, augmenter
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)13  manonga
Fototeny  14  onga
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Mamoritra, manainga kely ny ilany
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)21  manongà
Fototeny  22  onga
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.3]

Fivaditsoratra  26  angonam, anongam, mangano, mangonà, mangona, manongà, manonga, mongaña, namango, naongam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08