Teny iditra manongaka (ongaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manesotra, mifaoka, mitondra (zavatra maro): Rivotra ve no nanongaka ny tafontranonareo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manongaka
nanongaka
hanongaka
manongaha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14