Teny iditra manonitony (tonitony (tony))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapoka malemilemy na moramora
¶ Manavokavoka, mandarodaroka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manonitony
nanonitony
hanonitony

2013/04/05