Teny iditra (1/2) | 1 manonta |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maniera Manao printy: Manonta boky Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay manonta biriky tsara Rabe. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to stamp; to press down on; to print |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] frapper ou battre avec quelque chose; imprimer |
Ohatra |
6 [1.123#] Ny mihady volamena, sy volafotsy, sy diamondra, sy ny manonta vola, dia atao gadralava 20 taona. |
Fototeny | 7 tonta |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 manontà |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonta [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] |
Fototeny | 19 tonta |
Fivaditsoratra | 20 anontam, mañanto, mananto, manonta, manontà, mantona, montana, nanotam, notanam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/06 |
![]() |