| Teny iditra | 1 manontanitany |
| Fototeny | 2 ontanitany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Dia lasa izy rahefa avy nanontanitany sy nanafatrafatra farany.
[2.4#35]
5 fa aleo manontanitany to'izay hanaonao foana. [2.48#773] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|