Teny iditra (1/2) | 1 manontsana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 hontsana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Manakorian-drano ao anaty zavatra, manetsiketsika rano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Manontsàna vava isa-maraina |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to rinse by shaking; to shake the bottle before using |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] rincer en secouant |
Teny iditra (2/2) | 11 manontsàna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manontsana [Fitanisana] |
Fototeny | 13 hontsana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Ohatra |
16 [1.1] Manontsàna vava isa-maraina |
Fivaditsoratra | 17 amantsonan, anantsonam, anontsanam, manantsona, manontsana, manontsàna, namantsona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |