|
|
|
|

Teny iditra1  manopy maizina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  manopy, maizina
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny fotoana izay ahatsapana fa efa mihamaizina ny andro, kely sisa dia ho alina
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] Quand la nuit approche : crépuscule.
Voambolana  6  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29