|
|
|
|

Teny iditra1  manopy maizina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny fotoana izay ahatsapana fa efa mihamaizina ny andro, kely sisa dia ho alina
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415] Quand la nuit approche : crépuscule.
Voambolana  5  Fotoana
Singan-teny  6  manopy, maizina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07