Teny iditra manoraka (toraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manipy, mitoraka
¶ Mampitovy endrika amin' ny... [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] mitoraka [Rakotosaona 1972]
 [ mañoraka ] [Bezanozano, Sihanaka] mitoraka [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
manoraka
nanoraka
hanoraka
manoraha

Teny iditra manoraka (korake)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mihoby [Rakotosaona 1972]

2010/05/06