Teny iditra (1/3) | 1 manoraka |
Fototeny | 2 toraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manipy, mitoraka Mampitovy endrika amin' ny... 5 [1.78] [Tambahoaka] mitoraka 6 [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] [mañoraka] mitoraka |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#730] rendre égal à |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 manoraka |
Fototeny | 13 toraka |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#730] jeter |
Teny iditra (3/3) | 16 manoraka |
Fototeny | 17 korake |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Tanosy]
mihoby |
Fivaditsoratra | 20 amokaran, anakoram, manakora, manakorà, manaroka, mankaroa, manoraka, mokarana, namarako, namokara, namoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |