Teny iditra manoranorana (oranorana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihinana mamosibosika
¶ Mahatonga fanaintainana, fanombotrombotana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to eat greedily, to devour. [Richardson 1885]
Endriteny 
manoranorana
nanoranorana
hanoranorana
manonanona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31