Teny iditra | 1 manoritra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy 4 [1.13] manao tsipika milazalaza mikasika ny zavatra iray |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. 6 [1.7] to mark off; to divid by marks |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] marquer; séparer par des lignes 8 [1.13] tracer décrire |
Ohatra |
9 [2.366#] Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny. 10 [4.27#] ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. |
Fototeny | 11 soritra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 17 manirotra, manoritra, maritrano, namoritra, nitroaram, noratraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30 |
![]() |