Teny iditra manorokoroka (orokoroka (oroka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ilay vehivavy teo akaikiko no ity eto anoloako mitana ny sandriko roa sy manorokoroka ahy. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manorokoroka, manorokorok', manorokoro-
Ny lasa : nanorokoroka, nanorokorok', nanorokoro-
Ny hoavy : hanorokoroka, hanorokorok', hanorokoro-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31