|
|
|
|

Teny iditra1  manorotoro
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] mamakivaky madinika, mamotipotika
4  [1.1] Mamaky potipotika, manamontsana
5  [1.13] manapotika madinika ho lasa vovoka
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to crush into pieces
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] écraser en morceaux
8  [1.13] écraser, pulvériser
Fototeny  9  torotoro
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny manorotoro io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11