Teny iditra | manorotoro (torotoro (toro)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Mamakivaky madinika, mamotipotika [1.78] | ||||||||
Mamaky potipotika, manamontsana [1.1] | |||||||||
Manapotika madinika ho lasa vovoka [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To crush into pieces [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | écraser en morceaux [1.8] | ||||||||
écraser, pulvériser [1.13] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manorotoro io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |