Teny iditra | 1 mañosiaña |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
reraka ny tongotra na ny tanana noho ny fipetrahana na ny torimaso ela |
Fivaditsoratra | 4 anamasino, manasonia, mañosiaña, masinanao, namoasany, nanamaosy, nimasoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |