|
|
|
|

Teny iditra1  manosika
Fototeny  2  tosika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna
Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to shove; to urge
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] pousser
Ohatra  7  ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48]
8  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny manosika io

Fivaditsoratra  15  amokisan, mañakosy, mañisoka, manokasy, manosika, masokañy, masokina, misokana, misonaka, misonàka, nakamosi, namokisa, namosika, nasimako, nisomaka, nokasaim, nosakaim

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26