|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mañosikosiky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antemoro+Bara] mihozom-potaka [1.78]

Teny iditra (2/3) 4  manosikosiky
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Tanosy] mandoto [1.78]

Teny iditra (3/3) 7  manôsikosiky
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 [Tanosy] manamongomongo [1.78]

Fivaditsoratra  manôsikosiky, manosikosiky, mañosikosiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07