Teny iditra manosoka (sosoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manampy na manisy sosoka mba hitovy tantana tsara [1.1]
 Manolo vahan-damba banga [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To put something in between; to darn clothing, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mettre quelque chose entre; repriser un tissu [1.8]
 Faire une reprise [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manosoka
Ny lasa : nanosoka
Ny hoavy : hanosoka
Filaza mandidy : manosoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20