Teny iditra (1/2) | 1 manosona |
Fototeny | 2 sosona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manisy sosona na zavatra anampy na anatevenana avy ao anaty: Manosona varatiarana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to put a lining in |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] mettre une doublure |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 manosòna |
Fototeny | 12 sosona |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manosona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 amonosan, anosonam, manosòna, manosona, namonosa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |