Teny iditra manotahota (hotahota (hota))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteraka fanaintainana, fanintontsintonana ao amin' ny tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manotahota
Ny lasa : nanotahota
Ny hoavy : hanotahota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20