Teny iditra (1/2) | 1 manotikotika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamotipotika: Aza manotikotika ny akanjoko Mampisafotofoto, mampisavorovoro: Manotikotika kofehy Toa tsaroana misy mandroridroritra, mitambolimbolina, mitangolika: Manotihotika ny kiboko |
Fototeny | 4 kotikotika |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mañotikotika |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Bezanozano]
mandrovidrovitra |
Fivaditsoratra | 12 mañitokitoka, manotikotika, mañotikotika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |