Teny iditra manoto (toto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamely amin' ny fisoirana amin' ny tandroka: Mora fantarina ny omby manoto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoto
Ny lasa : nanoto
Ny hoavy : hanoto
Filaza mandidy : manotoa
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20