Teny iditra manovantovana (tovantovana (tovana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manitatra izaitsizy; manampy lainga ny zavatra marina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ajouter des mensonges à des choses vraies, inventer, conjecturer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manovantovana
Ny lasa : nanovantovana
Ny hoavy : hanovantovana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10