Teny iditra | 1 mantsasaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 antsasaka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement |
Ohatra |
8 [2.285#12] tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy. |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mantsasaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |