Teny iditra | 1 maola |
Fototeny | 2 ola |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 adaladala, tsy hendry, maditra [Tanala]
[1.78] 5 Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic 7 in the provinces, it means mad [1.2] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny maola io |
Fivaditsoratra | 14 alamo, amalo, lamao, malao, maola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |