Teny iditra maonjana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31