|
|
|
|

Teny iditra1  maonjana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#433] Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  mañajano, maonjana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21