Teny iditra (1/2) | 1 maozatra |
Fototeny | 2 ozatra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mafy tonontononona sy mirirotra. Mafy be, sarotra izaitsizy 5 [1.13] sarotra tapaka |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] muscular, strong, solid |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] musclé, fort, costaud 8 [1.13] résistant 9 [1.196] Dit des écorces très fibreuses ou d'autres organes riches en fibres. Pour les feuilles, signifie par contre qu'elles ont des nervures nombreuses et rapprochées. |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Tsipelina hafa | 11 mahozatra |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 maozatra |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Tambahoaka]
mizozotra |
Fivaditsoratra | 16 atarazom, maozatra, mazaotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |