Teny iditra | 1 marainakoa |
Singan-teny | 2 maraina, koa |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 2.415#6570] avant le lever du soleil 6 [2.415#6570] de grand matin |
Ohatra |
7 Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy. [2.470] 8 2 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo. [2.472] 9 Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery. [2.48] |
Fivaditsoratra | 10 amokaranay, ikaramanao, karamainao, marainakoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |