Teny iditra (1/2) | 1 marakely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazandrano matsiro fa be taolana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a small fish |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] petit poisson plat |
Voambolana |
6 Haibiby: trondro |
Teny iditra (2/2) | 7 marakely |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Miaramila kely Andian' ankizy milahatra manao matso sy asampinga |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] a sort of military drill done by children |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] exercice paramilitaire présenté par les enfants |
Fivaditsoratra | 12 marakely, ramikela |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |