Teny iditra mararin-javatra (rary, zavatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy marary noho ny hasomparan' ny lolo na angatra no antony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31