Teny iditra | 1 maredona |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] qui retentit bien, sonore, chantant |
Ohatra |
4 [2.470] Feno ny trano ary maredona ery ny hira ataon' ny mpiangona. 5 [2.895] Injany misy hira sakalava maredona valabalaka miampita eny amin'ny sofin'ny fokonolona. |
Voambolana |
6 Feo |
Fototeny | 7 redona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |