Teny iditra | 1 marena tokantrano |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] may your home life be true (a form in saluting newly married people) |
Voambolana |
5 Teny fanajana |
Singan-teny | 6 marèna, tokantrano |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |